| Entrée |
fangady
(hady)
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Bezanozano, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanala]
angady
[1.78]
|
| | Vy voavoatra misy lelany sy zarany atao fihadian-tany, izay antsoina matetika kokoa hoe Angady [1.1]
|
| | [Mod. s. from mangady (hady).] A spade. See angady. [1.2]
|
| | [Taisaka]
Bêche [1.82]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Ary koa, misy fangady arivo milevina ao anaty farihy lehibe.
[2.69]
|
| 2 | Koa raha avy izay itenenana sy andrindrana, fangady no filanjako, entana no fitondrako.
[2.857]
|
|
| Synonymes | |
| Analogues |
fangadifohiny |
|
| Entrée |
fangady
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Betsileo, Merina]
(de hady : action de creuser) Il fallait creuser la terre pour obtenir ce tubercule sauvage autrefois activement recherché en cas de disette.
On apprenait aux enfants à le reconnaître en même temps qu'à compter.
Une comptine célèbre commençait ainsi : isa ny
aviavy, roa ny
amontana, telo fangady, « un l'aviavy, deux l'
amontana, trois le fangady»
[1.196]
|
| Vocabulaire |
|