| Entrée | fanehana (eka) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaovana azy Fiantsoana: Ianao no mikarakara ny fanehana ny fokonolona [1.1] | ||
| L'action de serrer, d’appeler [1.3] | ||
| Exemples | Rainindrianarivo kosa anefa kirina ka tsy mba nanaiky izany, fa ny hamely ihany, ka nanangana donak'afo ho fanehana ny vahoaka hamely.
[2.588] | |
| Mis à jour le 2023/02/27 |
|