Entrée | fandrokidrokiana (rokiroky (roky)) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanojikojena, fanangolena: Tsy naharitra ny fandrokidrokian' ny sakaizany izy ka niala tamin' ny raharahany [1.1] | |
Mis à jour le 2012/11/12 |
![]() |