|
|
|
|

Entrée fandrin-drano
Partie du discours locution
Mots élémentaires fandry, rano
Explications en malgache Fahamarin-tampona, fitovizan-tantana toy ny an'ny rano: Fandrindrano ka tsy misy avo sy iva
Fitovizana tanteraka, fitovizana tantana [1.1]
 (fandrindrano) fitaovana fijerena ny marindrano [1.13]
Explications en français Niveau de maçon, niveau d'eau [1.13]

Mis à jour le 2024/08/14