Entrée | fandrebirebena (rebireby) | |
Partie du discours | nom | |
Fitarihana hivilivily lalana, fanadalana: Misy mitaona anao hiasa fa hahazo vola be, hono, ianao: fandrebirebena anao tsy hianatra tsara izany Fanolikolena, famitahana amin' ny hevitra manodoka: Mampanantena paradiso eto an-tany ireo olona ireo; aza mina izany fa fandrebirebena fotsiny izany [1.1] | ||
The act of causing embarrassment, the act of troubling someone [1.7] | ||
Action d'embarrasser, de troubler [1.8] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |