Entrée | fandikana (dika) | |
Partie du discours | nom | |
Fihoarana avy ambony, fiseranana na fivikinana eo anoloana na eo ambony: Tsy fanao na oviana na oviana ny fandikana olon-dehibe matory amin' ny tany Tsy fanarahan-dalàna: Mahavoasazy ny fandikana ny didy aman-dalàna Fakan-tahaka: Tsy nanao afa-tsy fandikana ny entimodin' ny namanao ianao Famadihana amin' ny fitenim-pirenen-kafa: Sarotra ny fandikana ny hain-teny malagasy amin' ny teny frantsay [1.1] | ||
Transgression; translation, copying [1.7] | ||
Transgression; traduction; copie [1.8] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |