Entrée | fandiavana (dia) | |
Partie du discours | nom | |
Fitetezana: Nireharehany ny fandiavany ny faritany enina eto Madagasikara Fanitsahana: Mahapotraka ny fandiavana ny ahitra lena Zavatra fametraka eo an-tokonana na eo an-tongo-pandriana mba handiavan' ny tongotra: Itỳ taretra vao novidina ity atao fandiavana Tokonana: Raha vao nanitsaka ny fandiavana izy dia potraka [1.1] | ||
L'action de mesurer, de parcourir La pierre placée au seuil des portes [1.3] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |