Entrée | fandentehana (lentika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanatsatohana: Fandentehana fantsika Fanasitrihana, fandrendrehana: Fandentehan' ny onja ny lakana Famelezana izaitsizy, fampihitsohana, fampidirana amin' ny kizo: Tsy anerany izay fandentehan' ny mpitsara azy izay [1.1] | |
Explications en français | L’action de plonger, le lieu, l’action d’aggraver les torts de quelqu’un, de le perdre [1.3] | |
Fixation [1.13] | ||
Exemples | ... na ho fanindrahindrana na ho fandentehana, na ho fombana na ho fitsivalanana, na ho fampiononana na ho famalifaliana: raha efa hitaona olona na hanapa-javatra na amin' inona na amin' inona, dia tsy vita raha tsy kabary na laha-teny.
[2.298] | |
Mis à jour le 2023/01/07 |
![]() |