| Entrée | fandatsahana (latsaka) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mila fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano Fampirotsahana (orana): Sao dia misy mahay fandatsahana orana aminareo, ry zalahy, fa tsy anerany ity hain-tany! Fampidirana: Rahampitso no fandatsahana ankizy hianatra Fanatodizana: Saika matetika amin' ny maraina tahaka izao no fandatsahan' Ikalamavo Fampihenam-bidy: Mba mangataka fandatsaham-bidy re, fa aza dia mitokozihitra tahaka izao [1.1] | ||
| Entrée | fandatsahana (latsaka) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fitsitsiran'ny ranontsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy [1.13] | ||
| éjaculation [1.13] | ||
| Vocabulaire | ||
| Synonymes | tsitra | |
| Mis à jour le 2023/09/14 |
|