Entrée | fandambolambo (lambolambo) | |
Partie du discours | nom | |
Fomba entina mandambolambo na mandama mba hililotra tsara Fomba entina manatsara, mandokadoka; fomba entina manafosafo, manambitamby [1.1] | ||
Entrée | fandambolambo (lambolambo) | |
Partie du discours | adjectif | |
Azo lambolamboina, halamaina mba hililotra tsara; azo dokadokafana, hatsaraina; azo safosafoina, tambatambazana [1.1] | ||
Mis à jour le 2009/02/23 |
![]() |