Entrée | fandaharana (lahatra) | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana:
ianao no mikarakara ny fandaharana ny mpianatra Fandaminana: Aorian' ny fiarahabana dia fanolorana ny saotra no hataontsika, araka ny fandaharana Fanaovana kabary na lahateny: Tsy azoazoko ny fandaharan-dRangahy io teny fa toa ny efa voalaza ihany no averimberiny [1.1] | |||||||
Fandaminana atao mba hampizotra tsara ny fanatanterahana raharaha iray [1.13] | |||||||
The act of arranging or lining up; the delivery of a speech; the setting of type; a list; a program [1.7] | |||||||
Programme [1.8, 1.13] | |||||||
Action d'arranger, de mettre en ligne action de donner un discours; action de composer en imprimerie; liste [1.8] | |||||||
Rangement [1.13] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/09/04 |
![]() |