Entrée | fanavotana (avotra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Famonjena amin' ny loza, fahafatesana, fanandevozana [1.1] | |
Explications en anglais | Redemption [1.2, 1.7] | |
Explications en français | Rédemption, rachat, rançon [1.8] | |
Exemples | Izany no fanafahana na fanavotana azo atao ny amin'ireo fadin-drazana ireo.
[1.353] | |
Article | Randzavola: fanavotana ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2023/10/20 |
![]() |