| Entrée | fanatsofana (tsofa) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanapahana amin' ny tsofa [1.1] | ||
| Fanapahana na famakiana hazo na vy amin'ny tsofa [1.13] | ||
| L’action de scier, de limer, l’instrument, le lieu [1.3] | ||
| Sciage [1.13] | ||
| Exemples | Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana.
[2.356] | |
| Mis à jour le 2023/01/07 |
|