Exemples |
1 | Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana.
[2.470]
|
2 | Rehefa misy fahoriana mihatra amin' ny firenena na faritany, tokony hiray hina ny mponina ary hifanampy amin' ny fanatrehana izany fahoriana izany.
[2.472]
|
|