| Entrée |
fanasina
(hasina)
|
| Partie du discours | nom
|
| | Fomba entina manasina, mamoly, manady [1.1]
|
|
| Entrée |
fanasina
(hasina)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Azo ahasina [1.1]
|
|
| Entrée |
fanasina
(hasina)
|
| Partie du discours | nom
|
| | Fomba entina manasina, manakivilivily, mandrotsirotsy: Toy izao no fanasina ny zaza voky loatra [1.1]
|
|
| Entrée |
fanasina
(hasina)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Azo akivilivily, azo rotsirotsina [1.1]
|
|
| Entrée |
fanasina
(hasina)
|
| Partie du discours | nom
|
| | Fomba entina manasina, manolotra hasina mari-pankatoavana ny maha-mpanjaka mpitondra ny tany sy ny fanjakana: Toy izao no fanasina Andriana [1.1]
|
|
| Entrée |
fanasina
(hasina)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Azo hasinina, mendrika hohasinina: Ny mpanjaka ihany no fanasina [1.1]
|
|
| Entrée |
fanasina
(masina)
|
| Partie du discours | nom
|
| | Sira: Ianareo no fanasin' ny tany, hoy i Kristy tamin' ny mpianony [1.1]
|
| | [masina (hasina), saltish.] Salt. [1.2]
|
| | Kitchen salt [1.7]
|
| | Sel de cuisine [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Synonymes | |
| Article |
|