Entrée |
fanaratsiana
(ratsy)
|
Partie du discours | nom
|
| Evil speaking, slander [1.7]
|
| Calomnie [1.3, 1.8]
|
| L’action de dénigrer, de rendre laid [1.3]
|
| Dénigrement [1.8]
|
Exemples |
1 | Tsy mana- kery ho enti-mamely izy, ka dia ny fanaratsiana no ataony betsaka.
[1.519]
|
2 | Ireny fanaratsiana sy fanoherana ireny dia mainka koa nanamafy ny firaisan' ny Mpirotsaka an-tsitrapo izay tena mbola vitsy kely tokoa.
[1.369]
|
|
|