Entrée | fanapahana (tapaka) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Fizarana (zavatra) roa misaraka tsara: Fanapahana mofo Fiatoana, fijanonana: Tsy nitohy ny fivoriana, fa nisy fanapahana kely teo amin' ny mitataovovonana Fandidiana: An' ny lehiben' ny fokontany ny fanapahana ny amin' izany Tsy fahatongavana hiasa: Nohony fanapahanao telo andro dia hanesorana ny karamanao [1.1] | |||||
The act of cutting; the act of deciding; government, authority [1.7] | |||||
Action de couper; action de prendre une décision; gouvernement, autorité [1.8] | |||||
Coupe, découpage, tranchage, tronçonnage, décision, interruption, amputation [1.13] | |||||
Exemples |
| ||||
Analogues | fandidiana | ||||
Mis à jour le 2024/12/03 |
![]() |