Entrée | fanantonana (hantona) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanakiraviravezana, fanakirazorazoana [1.1] | |
Explications en français | L’action de suspendre, ce qui sert à suspendre [1.3] | |
Exemples | ary ho an' ny rehetra, dia nisy Tranobe iombonana natao hoe Tranobe Fanantonana Amponga, satria tao no nahantona ny amponga fively rehefa antsoina hivory ny olona rehetra.
[2.508] | |
Mis à jour le 2023/01/07 |
![]() |