| Entrée | fanangana (tsangana) | |
| Partie du discours | nom | |
| Nofon-kena malemy voahodidina taolana ao amin' ny soroky ny omby [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Synonymes | fanangany | |
| Entrée | fanangana (tsangana) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fomba entina manangana [1.1] | ||
| Entrée | fanangana (tsangana) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Azo atsangana: Tsy fanangana ny zaza maditra toy ireny [1.1] | ||
| Mis à jour le 2010/01/10 |
|