| Entrée | fananda (sanda) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Azo anomezana sandany (na vola omena amboniny amin' ny varotra na takalo ifanaovana raha toa ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana): Tsy fananda ny varotra toy izany [1.1] | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|