Entrée |
fananana
(anana)
|
Partie du discours | nom
|
| Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena [1.1]
|
| Harena noharin'ny tena na nolovaina [1.13]
|
| Possessions, property [1.2, 1.7]
|
| Ce qu'on possède, propriété [1.8]
|
| Patrimoine, biens [1.13]
|
Exemples |
1 | Kanety telo no mba fananana.
[1.232]
|
2 | Tsy fananana va ny zanany maro?
[2.270]
|
3 | Notoroan-tsy mba zaka è ka lany fananana!
[2.69]
|
|
Article |
|
Entrée |
fananana
(hana)
|
Partie du discours | nom
|
| Fakana na fisamboram-bola misy zanany [1.1]
|
|
Entrée |
fanañaña
|
Partie du discours | nom
|
| [Taisaka]
Hadisoam-panantenana [1.78]
|
|