Entrée | fanampiana (ampy) | |
Partie du discours | nom | |
Vonjy, famonjena Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin' ny asa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomany [1.1] | ||
Help [1.7] | ||
Aide, secours [1.8] | ||
Aide [1.13] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |