Entrée | fanamboarana (voatra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanomezana endrika: Mila fanamboarana kely ity sary itỳ Fanomanana, fikarakarana: Iza no hiandraikitra ny fanamboarana ny efitra hampidirana ny mpanambady? Fandrindrana, fandaminana: Ho sarotra ihany ny fanamboarana ny fanambadian' ireto tanora ireto [1.1] | |
Fanomezana bika zavatra iray fanamboarana ara-ivondanja: fampiharana miako mitahiry ivondanja. fanamboarana ho mira mpanondro: fanovàna ampaha ho mira mpanondro. fanamboarana ny tambatra: fanehoana ny tambatra amin'ny tomba hafa [1.13] | ||
Explications en anglais | The act of arranging, preparing, or repairing [1.7] | |
Explications en français | L'action d'arranger, de préparer, de réparer; l'instrument, la cause [1.3] | |
Action de préparer, d'arranger, de réparer [1.8] | ||
Fabrication, usinage, transformation, façonnage fanamboarana ara-ivondanja: transformation barycentrique. fanamboarana ho mira mpanondro: réduction des fractions au même dénominateur. fanamboarana ny governemanta: remaniement du gouvernement. fanamboarana ny simba: réparation fanamboarana ny tambatra: transformation de la somme fanamboarana vola baoritra: confection de monnaies et de billets factices [1.13] | ||
Exemples | Samy nanao izay ho vitany tamin' ny fanarenana na fanamboarana ny tranony ny olona.
[2.472] | |
Analogues | fanaovana | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |