Entrée | fanambara (ambara) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Fomba entina manambara Azo ambara: Tsy fanambara ny vaovao toy ireny [1.1] | |
Explications en français | La chose dite, la manière de révéler [1.3] | |
Exemples | Miainga amin' izay rehetra voalaza teo izay, dia angatahin' ny ankolafiny manao sonia an' ity fanambara ity mba : Haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala;
[4.27] | |
Mis à jour le 2023/01/07 |
![]() |