| Entrée | fanalampiery | |
| Partie du discours | nom | |
| Mots élémentaires | fanala, fiery | |
| Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Synonymes | alam-piery ~ fangalam-piery | |
| Mis à jour le 2023/12/20 |
|