| Entrée | fanakobàna (koba) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray [1.1] | ||
| Action de réduire en marmelade [1.3] | ||
| Entrée | fanakobana (kobana) | |
| Partie du discours | nom ou adjectif | |
| Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony Azo kobanina [1.1] | ||
| Manière de remuer, de faire gonfler [1.3] | ||
| Mis à jour le 2023/02/28 |
|