Entrée | fanafohezana (fohy) | |
Partie du discours | nom | |
Fanaovana ho fohy:
Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy [1.1] | ||
Abréviation, raccourcissement [1.13] | ||
Acronym [3.1] | ||
Acronyme [3.1] | ||
Mis à jour le 2024/11/25 |
![]() |