|
|
|
|

Entrée fanabeazana (be)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Zava-tsarotra, ary manombokaindrindra eo amin' ny fianakaviana, ny fana beazana ny zaza [1.1]
Explications en français éducation [1.13]
Exemples 
1Tsy ampy fanabeazana fototra ny olona; [2.445]
2nitarika azy hitia ny hafa ny fanabeazana azony. [1.369]
3Heveriko fa fanabeazana ilaina amin' ny ankizy izany. [2.4]

Mis à jour le 2023/06/04