|
|
|
|

Entrée fampidirana (iditra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Andiam-pehezanteny entina manolotra famakafakana lohateny [1.13]
Explications en français Introduction [1.13]
Vocabulaire 
Exemples 
1Norarana ny fampidirana zava-mahamamo; [2.113]
2Mitaky ny fananana azy ny fampidirana ny ankizy any an-tsekoly. [2.117]
3Aiza ho aiza ny toerana tena misy antsika mikasika ny fampidirana ny ankizy an-tsekoly? [4.27]

Mis à jour le 2023/08/27