Entrée | fampianarana (anatra) | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Fampahalalana, fanoroana zavatra tsy hay; fanaovana izay hampahay zavatra olona: Ilana olona mahay sy be fandavan-tena ny fampianarana Antokon-draharaha miandraikitra ny fanoroana, ny fampahazoana fahaizana ny ankizy: Ho tonga rahampitso ny Minisitry ny Fampianarana Fomba fampianatra: Tsy tiako ny fampianaran-dRangahy io fa misafotofoto be lhany Fitambaran' ny hevitra iompanan' ny fivavahana, filozofia iray: Ny fampianaran' i Kristy [1.1] | |||||||
Teaching, instruction [1.7] | |||||||
Enseignement [1.8] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Article | Randzavola: fampianarana ao amin' ny Baiboly | ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |