Entrée |
famosaviana
(mosavy)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanasiana mosavy, famorehana, fanimbana olona amin' ny poizina [1.1]
|
Explications en anglais | Witchcraft, the act of casting a spell [1.7]
|
Explications en français | L’action d’ensorceler ; fig. l’endommagement, le préjudice [1.3]
|
| Maléfice, sortilège [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Ny aretina toy izany dia tsy misy idiran'ny filalaovana ody na famosaviana.
[2.424]
|
2 | Nefa amin'ny famosaviana (ody ratsy) dia izy no fototra mahatonga ny aretina sy ny fahoriana amam-panaintainana miteraka fahafatesana ka mahatahotra.
[1.353]
|
|
|