| Entrée |
famokarana
(fokatra)
|
| Partie du discours | nom
|
| | Fihadiana: Amin' ny mitsidika andro ny famokarana ny razana Famohazana, famelomana indray: Tsy ilaina ny famokarana ny lasa [1.1]
|
| | Exhumation of the dead [1.7]
|
| | Exhumation d'un cadavre [1.8]
|
|
| Entrée |
famokarana
(vokatra)
|
| Partie du discours | nom
|
| | Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana [1.1]
|
| | Industrial or agricultural production [1.7]
|
| | Production agricole ou industrielle [1.8]
|
| | Production [1.13]
|
| Exemples |
| 1 | Ahoana ny fomba fitsinjarana ny tany famokarana?
[2.424]
|
| 2 | Ny fomba famokarana kapitalista mantsy, dia mitaky fomba fiasa henjana sy fomba fisaina hentitra.
[2.606]
|
|
|