Exemples |
1 | Tsy nanana herimpo hanohy ny famohazana ny lasa intsony ity tovolahy.
[2.529]
|
2 | Ny zavatra sasany miseho amin' ny famohazana angatra (magie noire na spiritisme) dia miharihary fa mihoatra ny herin' olombelona.
[2.296]
|
3 | Raha vita ny antso famohazana ny masina rehetra, ireo voatanisa etsy ambony ireo, dia apetraka eo amin' ny vodi-fototra ny pampy telo nasiana toaka.
[2.245]
|
|