| Entrée | famoaka (voaka) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fomba entina mamoaka [1.1] | ||
| Ce qu'on peut faire sortir, montrer, manière de montrer [1.3] | ||
| Entrée | famoaka (voaka) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Azo avoaka [1.1] | ||
| Exemples | Tsy famoaka any ivelany izany.
[2.472] | |
| Entrée | famoaka | |
| Partie du discours | nom | |
| Bibikely ampidirina amin' ny lavaky ny angely mba hamoaka sy hihantsy azy hivoaka hampiadina [1.1] | ||
| Any insect used in ferreting out the antsiondahy from its hole. [1.2] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2022/11/13 |
|