Entrée | famoahana (voaka) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Fanalana hiala ny trano, fanesorana: Hanampy ny famoahana ny are tina itỳ fanafody itỳ Famosahana, fampisehoana voalohany: Famoahana lalàna; famoahana vola vaovao Fampisehoana, filazana: Famoahana an-gazety Fandefasana ny zanakavavy hanambady [1.1] | |||||
émission, évacuation [1.13] | |||||
Exemples |
| ||||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |