| Entrée | famindrana (findra) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanovana toerana: Nohonohonoina hatry ny ela ny famindrana ny lehiben' ny Fivondronana nefa izao vao tanteraka Fiaraha-mandeha milahatra mirindra tsara: Isaky ny fetim-pirenena, manao famindrana ny miaramila. [1.1] | ||
| Transfert, déplacement [1.13] | ||
| Mis à jour le 2023/08/19 |
|