Entrée |
famaky
(vaky)
|
Partie du discours | nom ou adjectif
|
| Fomba entina mamaky Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1]
|
| Ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3]
|
|
Entrée |
famaky
(vaky)
|
Partie du discours | nom
|
| Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1]
|
| An axe, a hatchet. [1.2]
|
| An ax, a cleaver [1.7]
|
| Hache [1.3, 1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Ny voan' ny famaky mandoa lasiray.
[1.437]
|
2 | Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy.
[2.332]
|
|
Article |
|