|
|
|
|

Entrée famakiana (vaky)
Partie du discours nom
 Fampitresahana
Fandalovana eo afovoany
Fampisehoana ho fantatry ny be sy ny maso
Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahaz nana ny hevitra ao anatiny: Nandrasana mafy ny famakiana ny taratasin' i dada [1.1]
 L'action de fendre, de casser, de rompre, de lire, l'instrument, le motif [1.3]
 Fendage [1.13]
Exemples 
1Avy any an-kavanana miankavia no famakiana azy. [2.117]
2ary ny tanana an-kavanana atao ambon'ny Baiboly, ary nony vita ny famakiana ilay teny enindoha; [2.59]
3Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.576]

Entrée famakiana (vaky)
Partie du discours nom
 Karazam-panafody atao fampivalanana [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/02/16