Entrée | famadihana (vadika) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Fanaovana zavatra hiamboho, na hivadika ka ny ambony lasa ambany Fampisehoana ny ila na lafiny tsy mbola niseho: Ianao no hampiandraiketina ny famadihana ny boky Fiovan' ny olona nitokisana nanjary mpamely na fahavalo: Ny famadihana tanindrazana no isan' ny heloka bevava indrindra Fomba arahin' ny foko malagasy sasantsasany ho mari-panajana ny Razana sy fangataham-pitahiana aminy. Misy karazany roa ny famadihana: -- fitondrana ho ao am-pasan-drazana ny taolambalon' ny olona maty tany an-tany lavitra nalevina tamin' ny fasana aniritra fotsiny; -- famonosan-dambamena isaky ny dimy, fito na folo taona, ireo maty milevina ao amin' ny fasan-drazana [1.1] | |||||
The act of turning something over; treachery, treason The "turning of the bones" of the dead [1.7] | |||||
L'action de retourner [1.3, 1.8] | |||||
L’action de chavirer, de trahir, le lieu, le temps, la cause Action de transporter les morts dans un autre tombeau [1.3] | |||||
Trahison "retournement" des ossements des ancêtres [1.8] | |||||
Exemples |
| ||||
Citations | Textes citant famadihana | ||||
Mis à jour le 2023/08/12 |
![]() |