|
|
|
|

Entrée fahenina (enina)
Partie du discours adjectif
 Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimy [1.1]
 The sixth [1.2]
 Sixème [1.3]
Exemples 
1Izaho no fahenina ary i Doda no farany. [2.4]
2Tamin' ny marainan' ny andro fahenina aho vao niditra fitsarana. [2.643]
3Be ny malahelo tsy mahatakatra fahenina, fa tapa-pahenina no takany, fahatelom-pahenina no takany. [2.298]
Autres orthographes 

Entrée fahenina (enina)
Partie du discours nom
 Six brasses [1.3]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/02/26