Entrée | fahavoazana (voa) | |
Partie du discours | nom | |
Zavamihatra nampiditra fahasahiranana: Loza ny fahavoazako fa hadinoko ny nanisy lasantsy ny fiara talohan' ny hiaingàna Faty antoka: Telo alina ariary no fahavoazan-dRabe tamin' ilay haintrano iny [1.1] | ||
Defeat, failure, misfortune [1.7] | ||
Défaite, insuccès, malheur [1.8] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |