| Entrée | fahavarana (vatra) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fahakarakarana na fahakolokoloana fatratra mandrakariva; fahazotoana amin' ny fitandremana sy fanaovana izay hahasoa: Ny fahavarana no ananana zavatra madio sy mateza [1.1] | ||
| Willingess to endure or to carry on [1.7] | ||
| Volonté de supporter ou d'accomplir [1.8] | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|