|
|
|
|

Entrée fahatanorana (tanora)
Partie du discours nom
 Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro [1.1]
 Youthfulness; the days of youth [1.7]
 état de jeunesse; le jeune âge [1.8]

Mis à jour le 2023/01/20