Entrée | fahasoavana (soa) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Fitahiana, soa lehibe: Fahasoavana ho anao izao nahafahanao fanadinana izao ka hararaoty tsara Fanomezana sopernatoraly omen' Andriamanitra noho ny soa nataon' i Kristy mba hahazoana ny fiainana mandrakizay (fiv. kat.): Mampahazo fahasoavana ny sakramenta [1.1] | |||||
Goodness; grace and kindness [1.7] | |||||
Bonté, grâce [1.8] | |||||
Exemples |
| ||||
Article | Randzavola: fahasoavana ao amin' ny Baiboly | ||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |