| Entrée | faharatsiana (ratsy) | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Toetran' ny zavatra na olona ratsy; zava-dratsy, heloka: Diso indray mandeha ve izy dia tsy maintsy hovesarana ny faharatsiana rehetra eto ambonin' ny tany [1.1] | |||||
| Mauvais état, mauvaise qualité, laideur Méchanceté, malice, malheur [1.3] | |||||
| Morphologie |
| ||||
| Synonymes | haratsiana | ||||
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|