| Entrée | fahanginana (gina) | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba, tsy fisiana tabataba: Ny fahanginana no itiavako monina etỳ ambanivohitra / Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana) [1.1] | |||||
| Silence; quiet; loneliness [1.7] | |||||
| Silence [1.8, 1.5] | |||||
| Action de se taire; solitude [1.8] | |||||
| Exemples |
| ||||
| Morphologie |
| ||||
| Synonymes | fanginana ~ hanginana | ||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|