| Entrée |
fahagola
|
| Partie du discours | adjectif ou adverbe
|
| Mots élémentaires | faha,
gola |
| | Taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola
[1.1]
|
| | Taloha, fahiny [1.13]
|
| | Anciently, in former times. Ancient, very ancient [1.2]
|
| | In olden times [1.7]
|
| | Anciennement [1.8]
|
| | Archaïque [1.13]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Ny mponina fahagola : Ny Vazimba.
[2.508]
|
| 2 | Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany.
[2.117]
|
| 3 | Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola.
[2.285]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
fahagola,
fahagolan' |
|
| Synonymes | |
| Article |
|