Entrée |
fahagagana
(gaga)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavatra mahavariana ny saina, izany hoe tsy fahita andavanandro amin' ny hatsarany na ny habeny: Ny fanasitranana tampoka dia anisan' ny fahagagana sarotra hazavaina [1.1]
|
Explications en anglais | Wonder, astonishment, amazement; a wonder, a miracle. [1.2]
|
| A wonder, a miracle; astonishment [1.7]
|
Explications en français | Miracle, prodige; étonnement [1.8]
|
Exemples |
1 | Azoko lazaina hoe fahagagana.
[2.4]
|
2 | Fahagagana tany Ampanarivoana!
[2.270]
|
3 | Na izany aza tsy toerana fanaovana fahagagana akory ny Fiangonana, tsy antokon' olona tsy mahita afa-tsy ny tenany.
[1.369]
|
|
Synonymes | |
Article |
|