Entrée | fafy katrana | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | fafy, katrana | |
Explications en malgache | Enti-milaza ny voam-bary afafy amin' izao fa tsy mba nalona mialoha; fomba famafazana vary atao matevina, izany hoe betsaka no indray atsipy, satria noho izy tsy vaky vazana dia mety tsy hitsimoka daholo [1.1] | |
Fomba famafazana voa tsy nampitsiriana mialoha Fafy gaboraraka [1.13] | ||
Explications en anglais | Sowing dry or unmoistened rice, in opposition to the usual mode of first soaking it until germination [vaky vazana] has commenced. [1.2] | |
Explications en français | Riz qu’on sème sans le faire germer préalablement dans l’eau [1.3] | |
Explications en malgache | Méthode d'ensemencement de graine sans germination préalable Dilapidation [1.13] | |
Mis à jour le 2023/10/12 |
![]() |