|
|
|
|

Entrée etona
Partie du discours nom
 Setroka
Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray
Mitovy hevitra: fofon-drano [1.1, 1.78]
 Vapor, smoke, steam [1.7]
 Fumée, vapeur [1.3, 1.8, 1.5]
 Chaleur suffocante, étouffée
Odeur forte, parfum qui se répand au loin [1.3]
 Gaz [1.5]
Exemples 
1Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [2.472]
2Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [2.4]
Morphologie 
Simple : etona, etoko, etonao, etony, etontsika, etonay, etonareo, eton', eton-, etom-, eto-
Dérivés 

Entrée etona
Partie du discours nom
 (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [1.196]
Vocabulaire 

Entrée etoña
Partie du discours nom
  [Tambahoaka] Lalana, lalan-kely [1.78]
Synonymes hetoña

Mis à jour le 2023/08/21